|
|
|
|

Teny iditra1  fanotrehana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona
fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka
fampierena (miaramila)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] l'action de faire mûrir, le lieu
Fototeny  5  otrika
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fanotrehana io

Fivaditsoratra  7  fanetrohana, fanotrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21