Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : otrika, otriko, otrikao, otriny, otritsika, otrikay, otrikareo, otrik', otri-, otriky
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy An ambush [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Embuscade [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petite poule d'eau [1.54]
Ohatra Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09