Teny iditra fanotrika (otrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20