Teny iditra (1/3) | 1 fanova |
Fototeny | 2 ova |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba, zavatra entina manova: Vorom-panova hena Azo ovana: Tsy fanova ny zanaka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 fanova |
Fototeny | 8 ova |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] variante combinatoire |
Voambolana |
11 Haiteny |
Teny iditra (3/3) | 12 fanova |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae). Quand cette espèce est largement répandue, on s'est servi des aigrettes de ses graines pour remplacer l'amadou et les matières analogues. Ces aigrettes, desséchées au feu, deviennent très inflammables. On s'en sert pour allumer du feu, en les approchant d'une pierre à feu (silex) quand on bat le briquet. C'est un procédé encore utilisé dans les campagnes, les allumettes étant rares. [Betsileo]
|
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |