| Teny iditra (1/3) | 1 ova |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanoloana; fampanjanana ho hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 caractère aléatoire, aléas numériques, variable
[1.13] 5 action de changer, de remplacer une chose par une autre [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 29 ova |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 [Bara] fanampiny, fanampiana
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 32 ova |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 [Tanala] Nom d'un arbre indéterminé, d'après Dandouau.
[1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 36 avo, ova, 37 vao, 38 voa, voa~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|