Teny iditra | 1 fanovaka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manovaka, na manendaka hoditra manify, manongo mafy izaitsizy Azo ovahana |
Fototeny | 4 ovaka |
Fivaditsoratra | 5 fanavoka, fanovaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |