Teny iditra (1/3) | 1 fanovan > fanova |
Fototeny | 2 ova |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba, zavatra entina manova: Vorom-panova hena 5 Azo ovana: Tsy fanova ny zanaka [1.1] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 fanovan > fanova |
Fototeny | 9 ova |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 variante combinatoire [1.13] |
Voambolana |
12 Haiteny |
Teny iditra (3/3) | 13 fanovan > fanova |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae). Quand cette espèce est largement répandue, on s'est servi des aigrettes de ses graines pour remplacer l'amadou et les matières analogues. Ces aigrettes, desséchées au feu, deviennent très inflammables. On s'en sert pour allumer du feu, en les approchant d'une pierre à feu (silex) quand on bat le briquet. C'est un procédé encore utilisé dans les campagnes, les allumettes étant rares. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (1/3) | 18 fanovan > fanova |
Fototeny | 19 ova |
Sokajin-teny | 20 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Fomba, zavatra entina manova: Vorom-panova hena 22 Azo ovana: Tsy fanova ny zanaka [1.1] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 25 fanovan > fanova |
Fototeny | 26 ova |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 variante combinatoire [1.13] |
Voambolana |
29 Haiteny |
Teny iditra (3/3) | 30 fanovan > fanova |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
32 Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae). Quand cette espèce est largement répandue, on s'est servi des aigrettes de ses graines pour remplacer l'amadou et les matières analogues. Ces aigrettes, desséchées au feu, deviennent très inflammables. On s'en sert pour allumer du feu, en les approchant d'une pierre à feu (silex) quand on bat le briquet. C'est un procédé encore utilisé dans les campagnes, les allumettes étant rares. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
33 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (1/2) | 35 fanovan > fanovana |
Fototeny | 36 ova |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
38 Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra 39 Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao 40 Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
41 conversion, commutation [1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 49 fanovan > fanovana |
Fototeny | 50 tovana |
Sokajin-teny | 51 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
52 Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1] |
Fivaditsoratra | 53 fañavona, fanovana |
Teny iditra (1/2) | 54 fanovan > fanovana |
Fototeny | 55 ova |
Sokajin-teny | 56 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
57 Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra 58 Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao 59 Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
60 conversion, commutation [1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 68 fanovan > fanovana |
Fototeny | 69 tovana |
Sokajin-teny | 70 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
71 Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1] |
Fivaditsoratra | 72 fañavona, fanovana |