Teny iditra fanovana (ova)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
¶ Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
¶ Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay conversion, commutation [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fanovana (tovana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [Rajemisa 1985]

2012/11/15