Teny iditra | fanovan-tohitra | |||
Singan-teny | fanovana ; tohitra | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana entina manova ny tohitry ny olika iray mba hiovan'ny vaikan-drianaratra mandalo ao aminy [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Rhéostat [1.13] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |