Teny iditra fanovo (tovo)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manovo na maka rano ao am-pantsakana amin' ny siny
¶ Azo tovozina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanovo (tovo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] zinga [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy A ladle for drawing water [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] vase pour puiser de l'eau [David 1952 (takila F)]

2017/03/10