Teny iditra | fanovo (tovo) | |
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manovo na maka rano ao am-pantsakana amin' ny siny ¶ Azo tovozina [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanovo (tovo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Bara] zinga [Rakotosaona 1975] | |
Fandikana anglisy | A ladle for drawing water [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] vase pour puiser de l'eau [David 1952 (takila F)] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |