Teny iditra | 1 fantenana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be selected, to be picked out, to be culled. 5 [1.7] to be sorted out, to be culled |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on trie, qu'on choisit |
Fototeny | 7 fantina |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 fidina, jobonina, tsongaina, tsongoina |
Fivaditsoratra | 13 anantefan, fanantena, fanentana, fantenana, nanantefa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |