Teny iditra tsongaina (tsonga)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin' ny arivo ianao, Ramatoa
Mitovy hevitra: fantenana ~ fidina ~ jobonina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tsongaina
tsongaiko
tsongainao
tsongainy
tsongaintsika
tsongainay
tsongainareo
tsongain'
tsongain-
tsongaim-
tsongai-
notsongaina
notsongaiko
notsongainao
notsongainy
notsongaintsika
notsongainay
notsongainareo
notsongain'
notsongain-
notsongaim-
notsongai-
hotsongaina
hotsongaiko
hotsongainao
hotsongainy
hotsongaintsika
hotsongainay
hotsongainareo
hotsongain'
hotsongain-
hotsongaim-
hotsongai-
tsongao

2013/07/29