|
|
|
|

Teny iditra1  fantenana
Fototeny  2  fantina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be selected, to be picked out, to be culled.
6  [1.7] to be sorted out, to be culled
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on trie, qu'on choisit
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  fidina, jobonina, tsongaina, tsongoina

Fivaditsoratra  13  anantefan, fanantena, fanentana, fantenana, nanantefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21