Teny iditra (1/2) | 1 fantsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a nail, a spike. See fantoka, homba 5 [1.7] a nail |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] clou 7 [1.3] état de ce qui est cloué 8 [1.8] pointe |
Ohatra |
9 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442#] 10 Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#] 11 Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 26 fantsika |
Sokajin-teny | 27 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
28 [1.2] having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.3] état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |