Teny iditra | fantson > fantsona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra hoboka aty natao hikorianan' ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa indraindray ny hoe fanjona). [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A spout, a water-pipe, the means of carrying off water. [1.2] | |||||||||||||||
A tube, a drainpipe [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tuyau, drain [1.8] | |||||||||||||||
Tuyau [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |

Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A wooden peg [1.2] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fanantso, fantsona |
Teny iditra | fantson > fantso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Sisam-patin'olona masina atao fahatsiarovana [1.78] | |
Teny iditra | fantson > fantso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Sihanaka, Tsimihety] Justicia haplostachya (Nees) T. Anderson (Acanthaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Justicia haplostachya | |
Voambolana | Haizavamaniry | |