Teny iditra | fantson-dra | |
Singan-teny | fantsona ; ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | [ra, blood.] A blood-vessel. [1.2] | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalana alehan'ny ra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vaisseau sanguin [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |