Teny iditra farafara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay ( farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra fara

Teny iditra farafara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid [1.2]
 A bedstead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Boiserie d'un lit; lit [1.8]
Ohatra 
1Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643]
2Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara. [2.499]
3Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana. [2.895]
4Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  fandriana
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra farafara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] « Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Farafara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.8333333, 47.0166667

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09