Teny iditra (1/4) | 1 farafara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 fara |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 farafara |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid 17 [1.7] a bedstead |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] boiserie d'un lit; lit |
Ohatra |
19 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#] 20 Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara. [2.499] 21 Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana. [2.895] 22 Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao. [2.472] |
Mpanahaka | 23 fandriana |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny farafara io |
Lahatsoratra |
38 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly (=> fandriana) |
Teny iditra (3/4) | 39 farafara |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
41 [1.196] « Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [Tanosy]
|
Voambolana |
42 Haizavamaniry |
Teny iditra (4/4) | 43 Farafara |
Singan-teny | 44 farafara |
Sokajin-teny | 45 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
46 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 47 Farafara, farafara, rafarafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |