Teny iditra fara hafatra (fara, hafatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny atao alohan' ny hisaraka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy testament [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay dernières volontés, testament [Hallanger 1974]

Teny iditra farahafatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Sakalava] (de fara : dernière et hafatra : commande de marchandise) Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom donné à ce bois quand on s'en sert pour faire un cercueil et non plus une pirogue. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Givotia madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31