Teny iditra | 1 farahaingo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 fara, haingo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] izay heverina ho tsara indrindra amin' ny haingo ka anaovana amin' ny fotoana malaza |
Fivaditsoratra | 5 farahaingo, hafaraingo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |