|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  farantsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] ariary
4  [1.1] Ariary volatsivaky
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a dollar, a five-franc piece. Used usually of a complete coin, in distinction from ariary, a cut dollar. [Fr. Francais (?).]
6  [1.7] a Malagasy dollar or five francs
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] la "piastre"
Ohatra  8  [2.59#] Dia nanome farantsa izahay.
9  [2.587#] Ny ahy dia farantsa folo no ataoko.
10  [2.643#] farantsa folo misolo ohatrinona izany?
Voambolana  11  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Lahatsoratra  12  Randzavola: farantsa ao amin' ny Baiboly (=> vola)

Teny iditra (2/2)13  farantsa
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] the class of officers next below the judges, collectors of taxes, an officer in charge of certain defined business.

Fivaditsoratra  16  farantsa, fatsaran

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21