Teny iditra (1/2) | 1 farantsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanosy]
ariary 4 [1.1] Ariary volatsivaky |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a dollar, a five-franc piece. Used usually of a complete coin, in distinction from ariary, a cut dollar. [Fr. Francais (?).] 6 [1.7] a Malagasy dollar or five francs |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] la "piastre" |
Ohatra |
8 Dia nanome farantsa izahay. [2.59#] 9 Ny ahy dia farantsa folo no ataoko. [2.587#] 10 farantsa folo misolo ohatrinona izany? [2.643#] |
Voambolana |
11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: farantsa ao amin' ny Baiboly (=> vola) |
Teny iditra (2/2) | 13 farantsa |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] the class of officers next below the judges, collectors of taxes, an officer in charge of certain defined business. |
Fivaditsoratra | 16 farantsa, fatsaran |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |