|
|
|
|

Teny iditra1  faratenda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny vazana ny fihaonan' ny lalan-drivotra sy ny lalan-kanina
4  [1.13] vavan'ny fitenenana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] pharynx
Voambolana  6  Haiaina
Singan-teny  7  fara, tenda

Fivaditsoratra  8  andrafeta, faratenda

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29