Teny iditra tenda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the throat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la gorge [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra tenda
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [Rajemisa 1985]

2018/07/20