Teny iditra | 1 faravavy |
Singan-teny | 2 fara, vavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name. 6 [1.7] the youngest daughter |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] la fille cadette |
Ohatra |
8 [2.356#] Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany. 9 [1.369#] Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra. |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |