Teny iditra fari-body (faritra, vody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc. [Richardson 1885]

2009/12/09