Teny iditra | fari-body | |
Singan-teny | fari- (faritra) ; -body (vody) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06 |