Teny iditra | 1 faribohitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a quarter or ward of a town |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] quartier d'une ville |
Ohatra |
6 [2.285#] Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. 7 [2.508#] Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 9 faritra, vohitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |