Teny iditra faribohitra (faritra, vohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a quarter or ward of a town [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay quartier d'une ville [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31