Teny iditra (1/2) | 1 faridanonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray 4 [1.78] [Sihanaka] faribolana |
Tsipelina hafa | 5 faridanonana |
Anaran' olona |
|
Teny iditra (2/2) | 7 Faridanonana |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Ohatra |
9 [2.508#] Araka ny filazan' i faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. |
Voambolana |
10 Haisoratra: mpanoratra 11 Tantara: olona |
Singan-teny | 12 faridanonana |
Asa navoany |
13 Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety |
Fivaditsoratra | 14 faridanonana, Faridanonana, ifanandroana, nandarofanay, nandraofanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |