|
|
|
|

Teny iditra1  farimaola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair.
Singan-teny  5  fary, maola

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07