|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fary
Sokajin-teny  2  kianteny
Fanazavàna teny anglisy  3  a particle expressing the certainty of what one has given utterance to: Certainly, That is true, Is it not so? [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  c'est vrai. [Tankarana] [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny kianteny rehetra

Teny iditra (2/2)6  fary
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  9  Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, ary fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana siramamy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  the sugar-cane. Used formerly in the ceremony of circumcision. Saccharum officinale, L. [Friendly Is. poria (?).] Same as fisika [Sakalava] [1.2]
11  sugar cane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  canne à sucre [1.8]
13  Nom général de la canne à sucre, Saccharum officinarum L. (Poaceae). On en cultive de nombreuses variétés portant chacune un nom spécial.
-- Dans le centre (merina, betsileo) farimanga : canne à tige violette ; farifisoitra : à tige épaisse, riche en sucre, particulièrement appréciée pour être mangée fraîche ; farigasy (gasy est l'abréviation de malagasy : malgache) : à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite ; farivazaha, au contraire, pour les variétés améliorées d'introduction récente. Le nom de fari-maola ne désigne pas une variété particulière mais la canne lorsqu'elle est utilisée dans les cérémonies rituelles : circoncision, première coupe des cheveux d'un enfant, etc.
-- Sur la côte Est (Betsimisaraka) : barikavany, farimainty, canne à tige noire ou violet foncé ; farimbazaha variétés d'introduction récente ; farivolo, à tige jaune clair, autrefois très répandue. [Merina] [1.196]
[Betsileo]
[Sihanaka]
[Betsimisaraka]
[Sakalava]
14  canne à sucre [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  15  mamy ihany ny fary, fa toa hazo; [2.69]
16  Akondro na fary no mba nentiny nody! [2.356]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny fary io

Fivaditsoratra  28  fary, rafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12