Teny iditra | 1 fary gasy |
Singan-teny | 2 fary, gasy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fary izay mifanety kely ny tonony |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196][farigasy] canne à sucre à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite |
Fivaditsoratra | 6 fary gasy, figarasy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |