Teny iditra fasana aniritra (fasana, iritra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31