Teny iditra | fasana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | a grave, a tomb [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | tombeau, tombe [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
caveau, mausolée [Abinal 1888] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Mpanahaka | kibory | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fasana io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Sary |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |