Teny iditra fasan' ny ntaolo (fasana, ntaolo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fasan-drazana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31