|
|
|
|

Teny iditra1  fasihina
Fototeny  2  fasika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
5  Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  sandy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  sablonneux [1.13]
Voambolana  8  Haibolantany
Tsipelina hafa  9  fasehina

Fivaditsoratra  10  fasihina, fihasina, fisahina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31