Teny iditra (1/2) | 1 fasina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] ancienne prononciation of fasana |
Ohatra |
5 Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [2.48] |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 7 fasina |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Taimoro, Tanala]
(fasiña) fasika 10 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] fasika 11 [1.1] Moron-dranomasina |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] a provincial word for fasika |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 asafin, fañasy, fanisa, fasany, fasina, fisana, nasafy, safina, Sifaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |