|
|
|
|

Teny iditra1  fasin-kira
Singan-teny  2  fasina, hira
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny feo fahatelo raha miaraka efatra ny mpihira, izay eo anelanelan' ny saikiny sy ny beso
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7  fasiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10