Teny iditra | 1 fasitara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny! |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.54] baliverne |
Mpanahaka | 5 angano, anjabobo, anoano, arira, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |