Teny iditra karijo
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Resaka tsisy antony na arirarira atao hanalana andro na hanarivana andro
Mahery am-bava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hâblerie, sornettes, paroles pour passer le temps
Bavard [1.3]
 Paroles pour passer le temps [1.54]
Kamban-teny 
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ tantara valamaty ~ taria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31