Teny iditra fatakana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] vero [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] zava-maniry, karazam-bero [Rakotosaona 1975]
 vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [Ndema: Antakay takila 40]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] probably the name of a tall grass [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Neyraudia arundinacea
Ohatra Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [Ndema: Antakay, takila 40]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31