| Teny iditra | 1 fatakana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sihanaka] vero
[1.78] 4 [Tanala] zava-maniry, karazam-bero [1.78] 5 vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [2.245#40] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Provincial] probably the name of a tall grass
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses.
[1.196] |
| Ohatra |
8 Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka
[2.245#40]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 10 fatakamanitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 afantaka, 14 fanataka, fatakana, 15 tafakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|