|
|
|
|

Teny iditra1  fatam-pera
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (na fatan' arina, no tsaratsara kokoa) zavatra namboarina manokana ho fanaovana afon' arina
Singan-teny  4  fatana, fera
Tovy hevitra  5  fatan' arina

Fivaditsoratra  6  ampefatra, fatam-pera

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21