Teny iditra fera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] kavina [Rakotosaona 1972]
 Peratra
¶ Karao na fitaovana fipasohana
¶ Vy mitana ny lelan' ny raboha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a ring; a smoothing iron. See peratra. [Richardson 1885]
Ny fihaviany Frantsay: fer.

Teny iditra fera
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

2019/08/17