Teny iditra (1/2) | 1 fati-bolo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] volo noraotina ka manaraka ny fihogo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] The hair which comes off in brushing or combing. 5 [1.7] hair that comes out in brushing or combing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#157] cheveux qui tombent sous le peigne, se mettent en pelote 7 [1.8] cheveux qui tombent en se brossant ou en se peignant |
Ohatra |
8 [2.470] Nosorany arim-bilany haingana ny handrin' ilay bitika ary nandoroana fatibolo ny efitrano, sao hono, ny ambiroan' ny maty no misavika an-janany ho tonga hatreny. |
Voambolana |
9 Haiaina |
Singan-teny | 10 fatitra, volo |
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 12 Fati-bolo |
Sokajin-teny | 13 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Singan-teny | 14 fati-bolo |
Mpanoratra |
15 Rapatsalahy Paul |
Fivaditsoratra | 16 Fati-bolo, fati-bolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |