Teny iditra |
fati-bolo
|
Singan-teny | fatitra ; volo |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Volo noraotina ka manaraka ny fihogo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The hair which comes off in brushing or combing. [1.2]
|
| Hair that comes out in brushing or combing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cheveux qui tombent sous le peigne, se mettent en pelote [1.3]
|
| Cheveux qui tombent en se brossant ou en se peignant [1.8]
|
Ohatra | Nosorany arim-bilany haingana ny handrin' ilay bitika ary nandoroana fatibolo ny efitrano, sao hono, ny ambiroan' ny maty no misavika an-janany ho tonga hatreny.
[2.470]
|
Voambolana |
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Fati-bolo
|
Singan-teny | fati-bolo |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rapatsalahy Paul |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|