Teny iditra (1/4) | 1 fato- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fatotra |
Teny iditra (2/4) | 3 fato |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.78] [Tanosy]
fanao, zava-panao |
Teny iditra (3/4) | 6 fato |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Salaka |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] [Taifasy, Tanala]
(comme fanto) Nom générique des pagnes et cache-sexe faits d'écorce battue |
Ohatra |
10 [2.508] Ny hoditry ny hazo "fato" no ataony akanjo. |
Voambolana |
11 Toe-karena: zaitra |
Tovy hevitra | 12 salaka |
Teny iditra (4/4) | 13 fato |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Taisaka]
hazo fanaovan-damba fahiny ny hodiny |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.82] [Taisaka]
arbre dont l'écorce servait autrefois à faire des vêtements 17 [1.19] [Tankarana] écorce d'arbre. 18 [1.196] [Bara, Tanala] Antiaris humberti Leandri (Moraceae). Arbre à fruit violemment toxique. L'écorce est utilisée après être battue pour faire des fato |
Voambolana |
19 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 21 fato-, fato, fota-, fota, tafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |