Teny iditra (1/4) | 1 fato- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe fatotra |
Teny iditra (2/4) | 3 fato |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fanao, zava-panao [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 6 fato |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Salaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 (comme fanto) Nom générique des pagnes et cache-sexe faits d'écorce battue [Taifasy, Tanala]
[1.196] |
Ohatra |
10 Ny hoditry ny hazo "fato" no ataony akanjo. [2.508] |
Voambolana |
11 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (4/4) | 12 fato |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 hazo fanaovan-damba fahiny ny hodiny [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 arbre dont l'écorce servait autrefois à faire des vêtements [Taisaka]
[1.82] 16 écorce d'arbre. [Tankarana] [1.19] 17 Antiaris humberti Leandri (Moraceae). Arbre à fruit violemment toxique. L'écorce est utilisée après être battue pour faire des fato [Bara, Tanala] [1.196] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 fato-, fota-, tafo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |